Actualités

Vladmir Goncharenko, masoivoho Rosiana Naniry ny hahita an’i Madagasikara milamina


  • Alarobia 24 Jolay 2013

Nitsotra ny masoivoho Rosiana Vladmir Goncharenko fa amin’ny fo malahelo no handaozany an’i Madagasikara.

Naniry ny fivahan’ny krizy ny tenany nandritra ny fotoam-piasany saingy tsy tanteraka izany mandrapahatonga izao fotoana handehanany izao. Nahita ny fiandohan’ny krizy rahateo ny tenany satria niasa teto nanomboka tamin’ny 2006. Na izany aza dia mbola manantena ity masoivoho ity fa hain’ny Malagasy ny miaina ny Fihavanana mba hivahan’ny olona faran’izay haingana. Nanamarika ny fanjakana Rosiana rahateo moa ny fandrisihany hatrany ny fikaroham-bahaolan’ny samy Malagasy, izay nampiavaka azy tamin’ny Fianakaviambe iraisam-pirenena.

Yves

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT