Actualités

Vaovao tapany


  • Alarobia 18 Mey 2011


 Nodimandry omaly teo amin’ny faha-83 taonany i Guy Willy Razanamasy. Praiministra tamin’ny tetezamita 1991-1993, taorian’ny fampiharana ny Fifanarahan’ny 31 oktobra 1991 natao teny amin’ny Panorama. Efa Ben’ny tanànan’Antananarivo ihany koa, ary efa PDS nialoha ny naha Praiministra azy. Tratry ny tsy fahasalamana elaela ihany ny tenany. Tamin’ny 2010 iny no nandrenesana azy farany.

 

Halevina anio any Vohipeno ny zoky lahimatoan’ny lietnà-kolonely Charles Andrianasoavina. Polisy izy io, nodimandry tao Antsirabe ny faran’ny herinandro teo. Nangataka fahazoan-dalana, tamin’ny alalan’ny mpisolovava azy, mba hahazo hanatrika izany ity farany saingy tsy nahazo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT