Vaky fasana

> Olona 3 nahatrarana taolam-paty 161 isa


  • Talata 27 Aogositra 2013


Mirongatra ny vaky fasana any amin’ny Kaominina Ranomafana Ambolo sy ireo Kaominina ao amin’ny lemak’i Manampanihy Distrikan’i Tolagnaro iny. Misy tranga vaovao hatrany na misy aza ny tratra sy olona voasambotra. Ny herinandro lasa teo izao dia taolam-paty miisa 161, ka taolan-dava toy ny taolan-tsandry sy taolan-tongotra ny ankamaroany no sarona raha mbola niandrasana mpividy tao Tolagnaro. Telo lahy no voasaringotra niaraka tamin’ny entana. Efa voasambotry ny zandary ao Tolagnaro ireo ary anaovana fanadihadiana hamantarana ireo mpiray tendro amin’izy ireo ihany koa. Mitaky ny hanaovana fitsaram-bahoaka azy ireo kosa ny Fokonolona lasibatry ny vaky fasana.

 

 

Natiora OTH

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT