Actualités

VAKSININ’NY COVID-19 ANY FRANTSA MAURICETTE, 78 TAONA NO NISANTARANA AZY


  • Alatsinainy 28 Desambra 2020

Nanomboka omaly 27 desambra ny fanaovana vaksinin’ny covid-19 tany Frantsa

 

 

sy ny ankamaroan’ny firenena Eoropeanina. Mauricette, vavy antitra, 78 taona, no voalohany natao vaksiny Pfizer/BioNTech tao amin’ny hopitaly René-Muret any Sevran (Seine-Saint-Denis).Taoriany dia i Jean-Jacques Monsuez, 65 taona, dokotera mpitsabo fo ao amin’io hopitaly io no lehilahy voalohany sady mpiasan’ny fahasalamana natao io vaksiny io tany Frantsa. Maimampoana ny fanaovana vaksiny, saingy manana safidy ny olona tsirairay na hanao io vaksiny na tsia, hoy ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron. Hatreto, 44% amin’ny Frantsay no vonona hatao vaksiny. 7 amin’ny 10 no milaza fa tsy mahomby ny fitantanan’i Emmanuel Macron ny krizy.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT