Actualités

Tsiry Andriamihantasoa Amin’ny 17 febroary 2023 ny fitsarana


  • Zoma 30 Desambra 2022

Nody soamantsara aho rehefa vita ny fanadihadiana tao amin'ny fampanoavana anio maraina (TTF: omaly maraina),

hoy ny filohan’ny fikambanana Tanora mandray andraikitra na TMA, Tsiry Andriamihantasoa. Amin'ny 17 febroary 2023 ny fitsarana. Ny fizarana fampitam-baovao mahakasika ny vinavina fahatapahan-jiro ny 18 desambra 2022 no nitoriana ahy. Ny JIRAMA no nitory. Tsara ihany no manamarika fa io vaovao io dia efa nofafako ny androtrio namoahako azy io ihany rehefa nisy nanome fanampim-baovao aho fa diso io vaovao io, koa eto aho dia maneho fialan-tsiny amin'ny orinasa Jirama noho izay vokatra mety naterak’izay fizaram-baovao izay. Tsy haiko ihany koa ny tsy hisaotra an'Andriaminitra tompon'ny fahefana rehetra ny amin'izao zavatra izao. Misaotra ny vahoakan'i Bongatsara tamin'ny fampaherezana izay nataonareo ahy tamin'ny ady izay natrehako. Misaotra anareo mpiara-miasa ary ny vady aman-janako izay nampahery hatramin'ny farany, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT