Tsiadana

> Lasan’ny jiolahy ny 5 tapitrisa sy ny peratra mariazy


  • Alakamisy 08 Aogositra 2013


Notafiahana andian-jiolahy mirongo basy ny toeram-pivarotana iray teny Tsiadana, Boriborintany faharoa ny talata 06 aogositra sahabo ho tamin’ny fito ora hariva. Mbola nivoha ny tsena, mbola betsaka olona nifamoivoy rahateo tamin’io fotoana io. Folo lahy ireo jiolahy, niaraka tamin’ny basy poleta efatra sy kalaky roa. Ny vola avy hatrany no notetehan’izy ireo, narahina fanendahana, ka lasa tamin’izany ny 5 tapitrisa Ariary sy ny peratra mariazy. Tsy nisy nahetsika ireo rehetra tao anaty trano, noho ny firangarangan’ny basy. Nitsoaka tamin’ny moto scooter ny iray tamin’ireo jiolahy nitondra ny vola. Efa dila izy ireo vao tong any mpitandro ny filaminana.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT