Actualités

Tsenan’ny akanjo mafana Nihena hatrany amin’ny 30 % ireo mpanjifa


  • Talata 06 Jolay 2021

Mikaikaika noho ny tsy fisian’ny tsena ireo mpivarotra akanjo mafana eto an-drenivohitra. Nihena hatrany amin’ny 30% mantsy ny mpanjifan’izy ireo tamin’ity ririnina ity noho ny fahasahiranan’ny isam-baravarana.

 

 

 Raha araka ny fanazavan’ny renim-pianakaviana mpivarotra iray dia blouson mafana tombanana 40.000 Ar hiadivan’ny mpividy iray 25.000 Ar varotra amin’izao. Te hitafy mafana sy vaovao ny mpanjifa hoy hatrany izy saingy noho ny fahasahiranana dia tsy afa-manoatra. Izy ireo ihany anefa eo an-daniny tsy afaka midina be loatra hiarovana ny fatiantoka mihoapampana izay mety hahalany tsy fidiny ny mason-karena. Nomarihin’ity renim-pianakaviana mpivarotra iray ity hatrany moa far aha nahafaty 4 hetsy sy 1 tapitrisa Ar isan’andro izy ireo teo aloha dia ny ampahatelon’izany sisa lafony ankehitriny. Tsy azo hianteherana intsony ny varotra akanjo mafana amin’izao hoy hatrany izy.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT