Actualités

Tsararano Mahajanga Tovovavy 14 taona maty novonoin’ny sakaizany


  • Alakamisy 19 Mey 2022

Tovovavy kely iray vao 14 taona monja no maty novonoin’ny sakaizany ny alin’ny alahady 15 mey hifoha alatsinainy 16 mey lasa teo.

Nodimandry tao amin’ny tranon’ny sakaizany antsoina hoe : Lôdy i Faidah izy hoy ny vaovao. Ny fitsirihina nataon’ny BMH no nahafantarana fa maty nokendaina izy ary ilay sakaizany no ahiana ho nahavanon-doza. Nandositra ilay sakaizany taorian’io tranga io. Noho ny ezaka nataon’ny fokonolona sy ny mpitandro filaminana anefa dia trtehaka omaly maraina ilay tsy mataho-tody fantatra amin’ny anarana hoe : Le petit . Ity farany moa raha tsiahivina efa nisazy sy voaheloka noho ny famonoana ny sakaizany saingy izao izy mbola voatondro ho tompon’antoka fanindroany tamin’ny famonoana ny sakaizany izao indray. Hiroso lalindalina kokoa amin’ny fanadihadiana araka izany ny mpitandro ny filaminana. Ny sakaiza moa rehefa tsara dia mety mahasolo ny iraitampo sy ny namana ary ny Ray aman-dReny fa rehefa ho ratsy kosa izy dia tena fahavalo.
Nangonin’i Pati
Legende : Ratompokovavy fony fahavelony
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

Hijery ny tohiny
FTT