Actualités

Tsarafaritra-Tsimbazaza Nirehitra ny biraon’ny Fokontany


  • Alarobia 24 Aogositra 2011

Kilan’ny afo ny dosie maro tao amin’ny Fokontany Tsarafaritra-Ambanidia, omaly. Samy niala bala avokoa izay nanontaniana ka nilaza ho tsy mahafantatra izay mety ho niandohan’ny afo

 Raha araka ny fantatra dia tokony ho tamin’ny 11ora sy 45 minitra tany no nirehitra ny afo. Taloha kelin’io ihany koa dia nazavan’ny mpiasa tao fa mbola maro no niasa. Nisy solon-tenan’ny CENI nitsidika tao ary nanara-maso ny fizotry ny fikarakarana ny lisi-pifidianana izy io. Minitra vitsy taorian’izay dia io nirehitra io ny birao. Sompatra ve sa kosa tena tsy nampoizina ity nitranga ity ? Raha tsiahivina dia vao haingana koa no nesorina teo amin’ny toerany ny lehiben’io Fokontany io. Omaly ihany dia nisokatra ny fanadihadiana ary heverina fa mety hitondra fanazavana bebe kokoa amin’ity tranga ity izany. Dia ahoana indray izany ny lisi-pifidianana tao ary koa ny dosie maro isan-karazany izay an’olona?

 

Samy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT