Iray amin’ireo tolotry ny Service Speed mahasarika mpanjifa ny fividianana kojakojam-piarakodia any ivelany. Sendra mpanjifa vitsivitsy izahay hizara ny fahitan’izy ireo ity tolotra ity.
Tia Tanindrazana (TT): Inona no tena nahasarika anao ho mpanjifan’ny SPEED ?
Liva: Manoloana ireo zavatra marobe atolotry ny Speed hatrizay dia isan’ny nahasarika sy nanaitra ahy ny fividianana sy fanafarana kojakojam-piarakodia any ivelany satria manahirana be ny mividy eto an-toerana no sady sarotra be vao mahita ilay entana tadiavina.
Marcellin: Vao haingana aho no niditra ho mpanjifan’ny Speed. Manampy ahy betsaka ny Speed Auto satria mijaly aho vao mahita kojakojam-piarakodia azo antoka eto an-toerana.
Laingo: Efa mpanjifa matetika amin’ny Speed aho ary efa maromaro ireo entana nankiniko taminy satria hitako fa azo antoka sady manala fahasahiranana.
TT: Inona ny “pieces” nafaranao ?
Liva : Calculateur BMW satria tena sahirana aho fa tsy mahita mihitsy raha eto an-toerana kanefa tena nilaiko maika ilay izy.
Marcellin : “Train avant” sy “arrière” satria hitako hoe tsara kokoa ny kalitaon’ny entana afarana
Laingo: ny ahy indray dia injecteur.
TT: Nanao ahoana ny fotoana nahatongavan’ny entana?
Liva : Tsy dia nisy olana tamiko aloha. Nandefa “commande” sy “référence-ny pièce” aho dia nanome “devis” ahy ny Speed nahafahako manapa-kevitra hividy na tsia. Nohamafisiko ilay komandy avy eo ka herinandro taty aoriana dia
Marcellin : Teo amin’ny iray volana latsaka teo no fotoana nahatongavan’ny entana nafarako satria somary lehibe ilay “train avant” sy “arrière”. Tsy nampaninona ahy izany satria araka ilay niheverako azy ilay izy no tena “marque allemande”.
Laingo : Mety amiko ka!!! Rehefa
Isaorana ireo mpanjifa ireo nanome ny heviny mikasika ny tolotra Speed Auto.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.