Tolagnaro

> Ripaka ny «bois de rose» sy ny “palissandre”


  • Alatsinainy 04 Novambra 2013


Mirongatra ny fikapana sy fanondranana andramena amin’iny tapany avaratry ny Distrikan’i Faradofay iny. Maro amin’ireo tambanivolo no miditra any anaty ala manapaka ity hazo saro-bidy ity, porofon’izany ny fahitana bolabola mirefy 3 na 4 metatra mitsitokotoko amin’ny sisin-dalana manamorona ny lalam-pirenena faha-12 sy ireo tanàna manamorona ranomasina, miala ao Ebakika, Ambanihazo, Antsotsona, Manambato ka hatrany Manantenina. Noho ny tsy fisian’asa, dia ny fikapana hazo sarobidy no vola malaky ho anay, hoy izy ireo. Tsy ny bolabola na “bois de rose” ihany no voaviravira toy izany fa potika ihany koa ny voamboana na “palissandre”.

 

Natiora OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT