Actualités

Tolagnaro «Bois de rose» roa kamiao tratehaka


  • Zoma 01 Jolay 2011


 Hatairana ny an’ny mponina tao Tolagnaro raha nahita ireo mpitandro ny filaminana nanao diabe nihazo ny faritr’i Ambinanibe garan-draompilamina. Tamin’ny fanadihadiana natao no nahafantarana fa hay resaka andramena na «bois de rose» no anton-dian’izy ireo. Andramena miparitaka, sahabo ho roa fiarabe, no novantanin’izy ireo tamin’izany fa nanjavona ny tompon’antoka taminy. Misokatra ny fanadihadiana amin’izao fotoana izao. Araka ny fantatra anefa dia tsy vao sambany no nahenoana fivezivezena “bois de rose” toy izao tao Tolagnaro. Ity tao Ambinanibe moa no tratra, ka ho hita eo ny tohiny.

 

ROM

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT