Actualités

Toetr’andro Ho maina amin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao


  • Alarobia 28 Desambra 2022

Ho maina kokoa ny toetr’andro mandritra ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao amin’ity herinandro ity raha oharina tamin’ny herin’ny sasan-kalina sy ny krismasy.

Na izany aza raha araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’adro etsy Ampandrianomby dia somary hikisaka any amin’ny ilany andrefana ny oram-baratra. Tsy ahiana kosa hisy rivo-doza hahakasika an’i Madagasikara kosa na dia izany aza. Ho maina tanteraka araka izany ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao ho an’ny eto afovoantany sy ny ilany atsinanana. Mety hisy misy ny fiakaran’ny maripana mandritra izany izay hanomboka anio alarobia ka hahatratra hatrany amin’ny 36° C izany ho an’ny faritra Avaratra Andrefana sy ny atitany Atsimo.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT