Actualités

Toamasina Vosambotra ireo vehivavy roa nisoloky minisitera


  • Zoma 29 Aprily 2022

Vehivavy roa mpisoloky maka vola amin’ny anaran’ny ministera no sarona tany Toamasina. Mitety orinasa any an-toerana izy mirahavavy ireto ary maka vola,

milaza fa misy hetsika sosialy hataony eo anivon'ny INTRA (Institut National de Travail) izay rafitra iray eo anivon'ny Ministeran'ny Asa sy Fampananan'asa ary Lalana sosialy. Vola mitetina 60.000ar ka hatramin'ny 300.000 ar no alain'izy ireo amin'ireo orinasa amin'ny alalana famarotana tapakila. Rehefa ela anefa ny ela dia tratra ihany izy mirahavavy ireto, asa fisolokiana izay efa hataon’izy ireo asa fitadiavam-bola mihitsy. Mitohy moa ny fanadihadiana hatao amin;izy mirahavavy ireto.
Nangonin’i Pati
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT