Actualités

Toamasina Mahazo vahana ny fitsaram-bahoaka


  • Alatsinainy 11 Martsa 2013


 Vao miandoha ny volana martsa dia efa mitranga sahady ny fitsaram-bahoaka ao Toamasina. Tranga telo no niseho tao anatin’ny herinandro, ka ny roa tao Tanambao, ny iray kosa tao Ambolomadinika. Ny tranga farany voaray teo anivon’ny mpitandro ny filaminana dia niseho tao Tanambao II ny zoma alina teo. Olona roa lahy izay manodidina ny 40 – 45taona no maty novonoin’ny Fokonolona fa hoe : namaky trano. “Tsy hiamboho adidy amin’ny famerahana ny filaminam-bahoaka izahay mpitandro ny filaminana na sarotra aza ny asa noho ny krizim-piarahamonina nateraky ny krizy politika”, hoy kosa ireo mpitandro ny filaminana izay nanamafy ny hetsika fisavana sy fanaraha-maso ireo faritra mena.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT