Actualités

TAPATAPANY


  • Alatsinainy 19 Aogositra 2013


Nisento tokana ny mponina mponina any amin’iny ilany atsinanana amin’ny Distrikan’Antsirabe II iny nohon’ny fahafantarana fa hahazo tobim-paritry ny zandarimaria ny ao amin’ny Kaominina Ambatomena, araka ny nambaran’ny Faritra Vakinankaratra, Atoa Andriamasimanana Samuel Berthin nandritra ny foarabe Takalon’Ankaratra. Nambarany fa efa vonona ny mpitandro filaminana hiasa ao Ambatomena fa miandry fotsiny ny fahavonon’ny Trano hiasany sisa izy ireo.

Nifarana omaly ny fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny atletisma. Fa nanaitra ny maro ny nahita ireo atleta rosiana efa-bavy, dia i Yulia Gushchina, Tatyana Firova, Kseniya Ryzhova ary Antonina Krivoshapka, nifanoroka teo amin’ny molotra toy ny mpifankatia nandritra ny lanonana nanolorana ny medaly volamena azon’izy ireo teo amin’ny hazakazaka 400m in’efatra mifampitohy.

Fifidianana tsy hisy fotony indray ny fifidianana hatao eto taorian’iny fanapahan-kevitry ny CES nanilika kandida farany teo iny. Tsy ho eken’ny rehetra vokatry satria malagasy an-tapitrisany no verezin-jo.

JD

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT