Actualités

TAPATAPANY


  • Talata 06 Aogositra 2013


Nanomboka omaly ny fanadinana an-tsoratra hidirana amin’ireo sampam-pianarana 5 eo anivon’ny ENAM na sekolm-pirenena fanofanana mpiasam-panjakana. Haharitra 5 andro izany ary avy ireo mpiadina dia hiatrika ny fanadinana am-bava.

Efa tsy ao anatin’ny antsoina hoe “Faritra Mena” intsony ny Kaominina Anjozorobe, hoy ny Ben’ny tanàna, Andriamanantsoa Lova. Efa nihena be mantsy ny halatr’omby any an-toerana satria tsy misy afa-tsy roa hatramin’ny efatra sisa raha saika matetika izany teo aloha.

50 metatra amin’ny tetezana mirefy 300 metatra no efa voatsangan’ny Fokonolona eny Andavamamba Anjezika I ny faran’ny herinandro lasa teo. Izany dia tafiditra indrindra amin’ny hetsika fanampiana fijerena ifotony tanterahan’ny Komitim-panavotana an’i Madagasikara.

Mbola olana ho an’ireo matihanina amin’ny fikirakirana sakafo Malagasy ny tsy fananana fotodrafitrasa sy ireo fampitaovana ilaina amin’izany. Aleon’izy ireo mionona amin’ny fivarotana hani-masaka.

Ramano F. 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT