Orinasa malagasy miisa enina, misehatra eo amin’ny tontolon’ny asa fanorenana no nampidirin’ny Banky Iraisam-pirenena anatiny lisitra maintiny, tsy hahazo asa intsony amin’ireo sehatra vatsiany vola.
ANTSALOVA
Nivaly ny talata teo ny fanadinana BEPC. Ratsy ny vokatra, nanodidina ny 26% ny taham-pahafahana.
ANOSIBE
Nisy lehilahy miboridana tanteraka omaly hariva tokony ho tamin’ny enina ora teny Anosibe akaikin’ny tsena. Tsy fantatra na tsy ampy saina izy io na mikarama. Tsy taitra akory izy mamakivaky ny lalana. Samy manana ny resany izay nahita.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.