Actualités

Taona 2023 Andavanandro ny ankamaroan’ireo andro tsy fiasana


  • Zoma 30 Desambra 2022

Raha nampitaraina ny maro fatratra ny ankamaroan’ny andro fety tamin’ity taona 2022 ity noho izy nitontona faran’ny

herinandro toy ny fetin’ny Krismasy sy ny taom-baovao dia mifanohitra amin’izany tanteraka amin’io taona vaovao 2023 ho avy io. Andro alatsinainy avokoa mantsy no fankalazana ny fetin’ny asa 01 mey, ny fetin’ny 26 jona nahazoana ny fahaleovantena ary ny fetin’ny Krismasy. Nitontona ho andro alarobia kosa no hankalazana ny fetin’ny vehivavy izay homarihina ny 08 Martsa 2023, ny datin’ny 29 martsa hahatsiarovana ny tolom-panafahana nahazoana ny fahaleovantena niadivan’ireo razambentsika ary ny datin’ny 01 novambra hanamarihana ny fetin’ny olo-masina. Toraka izany koa ny fetin’ny Paska sy ny Pentekosta, ny fetin’ny fiakarana izay homarihina ny 18 mey ary ny fetin’ny pentekosta izay hankalazaina ny datin’ny 28 mey ihany koa.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT