Actualités

Tambazotran-tserasera Miisatra indray tato ho ato


  • Alakamisy 03 Novambra 2022

Tsikaritra ho miisatra indray tato ho ato ny tontolon’ny tambazotran-tserasera sy ny aterineto. Ny tambazotra Facebook moa no tena mampitaraina ireo mpampiasa azy.

Ity tambazotra ity rahateo no be mpampiasa indrindra. Fomba hanenana izay fiisatry ny tambazotra izay kosa, hoy ireo mpiasa, ny fanenana ireo tambazotra hafa tsy miasa ankoatran’ny mailaka. Mampametra-panontaniana ireo mpisehatra amin’izay tambazotran-tserasera sy aterineto izay na izany aza ny anton’ity fiisarana miseho lany tato ho ato ity indray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT