Matetika mihitsy ny nahenoana fitarainana fihitsohana eo anivon’ny tambazotram-pifandraisan-davitra Telma teo aloha teo.
Miverina mihitsoka indray izany ankehitriny, indrindra, ny lafiny tambazotran-tserasera sy aterineto. Andrasana hatrany moa ny fanazavan’ireo tomponandraikitra mikasika ny anton’ny fiverimberenan’ny tranga. Isany ihany koa ny fanazavana ny momba ireo resa-bola anaty finday nampitaraina mpanjifa matetika.
J. Mirija
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.