Actualités

Tale jeneralin’ny ACM Manao M.A.P eto an-toerana fa tsy any ivelany


  • Alarobia 23 Jona 2021

Ny 20 jona lasa teo no namoahan’ny Minisitra sady depiote teo aloha Anthelme Ramparany tamin’ny tambajotra fa « Araka ny siosion-dresaka dia nalefa nitsoaka any Afrika Atsimo tamin’ny

 « Jet privé » indray ny Tale Jeneralin’ny ACM (Aviation Civile de Madagascar) sy ny fianakaviana, izay mody nanao M.O.P (Main d’œuvre Pénale)tao amin’ny Minisitry ny fitaterana. Raharaha volamena 73.5kg voageja tao Afrika atsimo ny nanenjehana azy ». Nialoha io, ny 16 jona teo no navoakan’ny Gazety an-tsoratra iray, fa araka ny loharanom-baovaon’izy ireo dia manao MOP ao amin’ny Minisitry ny fitaterana sy ny fizahantany ary ny famantarana ny toetr’andro Tale Jeneraly Atoa Tovo Ramaholimihaso Rabemanantsoa Tale jeneralin’ny ACM. Raha ny nambaran’ny fampahalalam-baovao iray ny takarivan’ny alatsinainy 21 jona, izay nilaza fa nanana ny loharanom-baovao avy amin’ny Fitsarana kosa dia M.A.P (Mise à la disposition) no natao azy, fa tsy MOP (Main d’oeuvre pénale). Nilaza kosa ny fianankavian’ny Tale Jeneralin’ny ACM, fa tsy marina ary tsy marim-pototra ny nambaran’Atoa Anthelme Ramparany. Tsy navoaka an’i Madagasikara izany io tompon’andraikitra ambony io, raha ny fanamafisan’ny fanankaviany hatrany. Avo lenta ity raharaha ity,
Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT