Soavinandriana Itasy

> Nivadika ho fanerena ny fanomezana tambin-karama sefo Fokontany


  • Sabotsy 02 Novambra 2013


Mitohy ny tsindry !  Ataon’ny solotenam-panjakana fitaovana hanerena ireo Sefo Fokontany hanohana sy hampandany ny kandidam-panjakana ny fanomezana tambinkarama. Itrangan’izany any Soavinandriana Itasy, ka  mahavelon-taraina ireo Sefo Fokontany, toa an-dry zareo any amin’ny Kaominina Mananasy. Raha ny mahazatra dia ny delegem-panjakana no mpandoa ny tambin-karaman’ireo Sefo Fokontany saingy tamin’ity dia noraisin’ny tao amin’ny Distrika an-tanana izany, ary dia lasa politika io. Ry zareo tokony hitandro sy hanaja ny tsy fitanilana indray ity no lasa fitaovana, ka mampanahy ny ho tohin’ny raharaha.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT