Actualités

Soalala Tonga ny fanampiana ho an’ireo traboina


  • Sabotsy 12 Aprily 2014


 Tonga any Soalala ny alarobia 09 Aprily 2014 teo ny sambo Kea Nissos nitatitra ny vary sy voamaina ary  menaka milanja 25 taonina avy amin’ ny Filoham-pirenena sy ny Fandaharan’ asa iraisam-pirenena momba ny  ara-tsakafo (PAM) hanampiana ireo traboinan’ny rivodoza Hellen. Efa tonga tany an-toerana mialoha koa ireo  biskoitra manome hery  milanja 1taonina avy amin’ny  PAM.  Tsiahivina fa ankoatra ireo trano fonenana maro rava dia maherin’ny  5000 ha ihany koa ireo tanimbary sy  tanimboly dobon-drano ao amin’ny Distrikan’i Soalala sy Mitsinjo. Ny BNGRC sy ny PAM ary ireo fikambanana mpanao asa soa samihafa avy ao Mahajanga no miara-miasa mandrindra ny fizarana ny sakafo miaraka amin’ireo tompon’andraiki-panjakana any an-toerana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT