Actualités

Sivy andro tsy hita popoka Nisy nahatazana teny Ampitatafika i Tahiry


  • Alarobia 28 Desambra 2022

Sivy andro omaly talata 27 desambra no tsy nahitana an’i Tahiry, Raim-pianakaviana iray 49 taona monina eny Atsimondrano eny.

Raha araka ny fanazavan’ireo fianakaviany dia nisy nahita teo amin’ny sampanana ampitan’ ny paompy vao miakatra an’ Ampitatafika atsimo ity Raim-pianakaviana ity sy tovolahy iray zarazara hoditra tamin’ny zoma talohan’ny fetin’ny noely teo. Nihodinkodina teo amin’io sampanana io izy ireo raha araka ny loharanom-baovao azo. Mino araka izany ny fianakaviany fa tsy namoy ny ainy araka ny feo mandeha i Tahiry izay marihina fa salama saina tsara. Iangaviana araka izany izay mahita an’i Tahiry mba hampandre ireo fianakaviany na koa hiantso ny laharam-pinday 038 05 217 41. Tsiahivina moa fa manambady niteraka mianadahy izy. Miforitra ny tongony ilany , mihantona ka mitondra tehina hazo eo ambany heliny izy noho izany.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT