Actualités

Service Speed Azo aloa amin’ny alalan’ny Internet ny vola…


  • Alarobia 17 Aogositra 2011

Mbola somary sarotsarotra ho antsika Malagasy ny fividianana entana amin’ny alalan’ny Internet.

 Ankehitriny anefa dia nohamoraina izany, amin’ny alalan’ny Service Speed. Tsy mila ilay karatra manga fa miditra ho mpikambana na “abonné” amin’ny Service Speed fotsiny. Izay rahateo dia fiantohana ny fifampatokisana eo amin’ny mpanjifa sy ny Speed. Malalaka amin’ny fisafidi

anana izay entana tiany ho vidiana sy ny vidin’izany entana izany ny mpanjifa, araka izay hitany ao amin’ny Internet. Rehefa vitan’ilay mpanjifa ny safidiny dia omeny ny Speed ny adiresin’ilay tranonkala sy ny vola vidin’entana. Speed avy eo no hamandrika ilay entana ka hanatitra izany any amin’ilay mpanjifa. Araka izany dia moramora kokoa ny fiantsenana amin’ny alalan’ny Speed. Ireo liana amin’ity tolotra ity moa dia afaka miantso ny Service Speed amin’ny 033 37 300 54, 033 15 300 99, 032 76 790 73, 034 05 031 45 na koa ny www.facebook.com/ course speed.

Nangonin’i Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT