«Salon des études supérieures»

> Hiakatra ny lapan’ny fanatanjahantena ny andiany faha-14


  • Talata 01 Oktobra 2013


Ny 3 sy 4 oktobra ho avy izao indray no fotoanan’ireo sekoly sy ivontoeram-pampianarana ambony samihafa eto amintsika amin’ireo tanora mbola hanohy ny fianarana ambony, indrindra ireo afa-panadinana bakalorea farany teo. Andiany faha-14 amin’ny hetsika miralenta efa nokarakarain’ny Mada Jeune izy ity ary hiavaka noho ny fiakarana ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina. Ny anton’izany, hoy Atoa Andriamahatsangy Lahatra tompon’andraikitra voalohan’ny Mada Jeune, dia noho ny fangatahan’ny maro sy ny fitomboan’ireo mpandray anjara. Misy sekoly vaovao handray anjara sy sampam-piofanana vao niforona azon’ny mpianatra hisafidianana amin’ireo mahazatra ihany koa. Ho tambin’izay dia hisy vidim-pidirana ny fitsidihana ny «salon» saingy afaka mifandray mivantana amin’ny “connexion Wifi” ny rehetra. Hivoaka amin’io fotoana io koa ny boky «Guide des études et formations» edisiona faha-12.

 

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT