Sainte-Marie

> Nisokatra omaly ny «Festival Tsôlabe»


  • Sabotsy 31 Aogositra 2013

Nosokafana ara-pomba ofisialy tany amin’ny nosy Sainte-Marie omaly zoma 30 aogositra ny «Festival Tsôlabe» andiany faha-5 ka haharitra hatramin’ny alahady izao.

Mifototra amin’ny filalaovan’ny andian-trozona ao amin’ny ranomasina manodidina ity Nosy ity ny hetsika. Fanao isan-taona izy ity ary mahasarika vahiny maro. Tsy misaraka amin’ny hetsika ara-javakanto koa anefa ny «Festival Tsôlabe» ka ankoatra ny fampisehoana an-dampihazo hiangaliana mpanakanto maro sy fifidianana tovovavy tsara tarehy amam-bika hombam-pahaizana “Miss” ihany koa. Marihina fa ao Sainte-Marie dia toerana iray fandalovan’ny andiana trozona isan-taona. Efa tamin’ny 23 mey no tonga izy ireo ka mbola ho hita ao Sainte-Marie hatramin’ny volana oktobra satria mila mafana izy ireo amin’ny fampitomboana ny taranany.

 

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT