Actualités

Ravelonanosy Mamy Tiana Koa mitohy ny tolona


  • Alatsinainy 05 Aogositra 2013


Nitohy tao an-kianjan’ny Magro Behoririka ny sabotsy 03 aogositra teo ny fanehoan-kevitra nataon’ny Zanak’i Dada, mikasika ny fifidianana, fanavoazana ny CES, ny hevitry ny iraisam-pirenena. Hatao fitaovana politika ve no tanjona amin’io fanaovana CES vaovao io, hoy ny CT Ravelonanosy Mamy Tiana. Tsy tafavoaka mihitsy ny firenena iray rehefa fitaovana politika ny fitsarana, hoy izy. Notsoriny fa fifidianana diplomatika no eritreretin’ny iraisam-pirenena hatao fa tsy demokratika. Tsy havaha ny krizy anefa izany, hoy ity filohan’ny vondrona parlemantera ankolafy Ravalomanana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita ity. Koa mitohy ny tolona satria mbola tsy tratra ny tanjona, hoy ity farany. Nanamafy ny CT Ralaimampisainarinony Manoela raha fifidianana eken’ny rehetra no atao dia mila an’i Lalao Ravalomanana ao anatin’ny lisitra.

RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT