Rasoarilala Zaharah – FMDV

> Lalanan’ny fahalovana no izorantsika ankehitriny


  • Zoma 06 Septambra 2013


Tsy izao zava-mitranga ankehitriny izao mihitsy no nifanekena tamin’ny tolon’ny 2009, hoy Rtoa Rasoarilala Zaharah filohan’ny fikambanana FMDV (Fikambanan’ny Manda 50 taona Vaovao). Tsy lalana mankany amin’ny fanovana nokatsahina mihitsy izao arahantsika izao fa lalana mankany amin’ny fahalovana, hoy izy. Izao aza tsy zakan’ny vahoaka ny ataon’ny mpitantana mainka fa ho lany soa aman-tsara ka ho tonga eo amin’ny fitondrana ! Samy tompon’andraikitra amin’izao fahoriam-bahoaka izao avokoa rehefa mpiara-mitantana ao anatin’ity fitondrana tetezamita, hoy izy, fa tsy misy afa-miala. Tsy misy mijery ny sosialim-bahoaka izany fa variana amin’ny adilahy politika.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT