Actualités

Randrana sendikaly SVS Mampitandrina ireo orinasa mitady handroaka mpiasa


  • Alarobia 31 Martsa 2021

Efa mandeha ny siosion-dresaka eny anivon’ny fiaraha-monina eny fa mety hiditra amin’ny fihibohana fanindroany isika eto Madagasikara

 

 raha mitombo ny tahan’ireo olona tratry ny valan’aretina Covid 19. Tsy maintsy hihamafy araka izany ny olana ara-tsosialy ka anisan’ ireny ny fampiantoana mpiasa mety hataon’ireo orinasa sasany na koa fandroahana mihitsy. Manoloana izany dia mampitandrina ireo orinasa mikasa ny hanao izany ny randrana sendikany SVS ( Sendicaliste Vie et Sociéte), tarihin-dRakotomanga Barison. Anisan’ny tena mampalahelo ny sendrika ary arovany mafy ireo mpiasa marefo toy ireo mañana aretina mitaiza…. Lasa entin’ny orinasa mandroaka ireo mpiasa marefo mantsy amin’izao ilay naoty navoakan’ny Ministera mpiahy farany iny. Mila mitsabo tena mantsy ny mpiasa marary hoy hatrany Rakotomanga Barison fa tsy azo jerem-potsiny. Tokony hisy araka izany hoy izy ny “service inter-medicale entreprise” hahafahan’ny orinasa mandray an-tanana azy ireny fa tsy hahilika fotsiny.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT