Raharaha Nadine Ramaroson

> Olona 3 hanaovana fanadihadiana lalina


  • Talata 08 Oktobra 2013

Nandalo ny “chambre d’accusation” ny raharaha minisitry ny mponina teo aloha Nadine Ramaroson, izay itorian’ny fianakaviana Ramaroson kandida iray hiatrika fifidianana filoham-pirenena.

“Sarotra ny raharaha, nefa tsy maintsy arahina ny fepetra mikasika ny paik’ady ara-keloka. Ny fitoriana koa mikasika vono olona mahakasika minisitra teo aloha, ka tsy maintsy dinihina tsara ny raharaha, ary atao tsara ny fanadihadiana”, hoy ny teo anivon’ny fitsarana ao Toamasina. Araka ny angom-baovao natao mantsy dia fantatra fa mbola misy izany olona telo (temoins a charges) izany tsy mba nandalo fanadihadiana teo anivon’ny zandary nanao ny fanadihadiana voalohany mihitsy. Tsy maintsy mbola handalo fanadihadiana manaraka eo anivon’ny fitsarana mivantana izy ireo, hahafahana mamaritra aorian’izay ny “heloka hanenjehana ireo voarohirohy tamin’ny raharaha nahafaty ny minisitra Nadine Ramaroson ireo”. Ho hita eo izany ny ho tohin’ity raharaha hanenjehana kandida ho filoham-pirenena ity….

 

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT