Rafidinjatovo Zafimahaleo

> Korontana no haterak’io kiribibin’ny CENI-T io


  • Zoma 30 Aogositra 2013

Nisy hatrany ny fanodinkodinana lalŕna teto amintsika raha ny zava-nitranga teo anelanelan’ny taona 1975 ka hatramin’izao 2013, hoy ny fanamarihan’Atoa Rafidinjatovo Zafimahaleo avy amin’ny Green Gasikara.

Na hisy na tsy hisy fifidianana dia ho korontana no hitranga eto. Nitaky fiovana be hanitsiana ny tsy nety teo aloha mantsy ny Malagasy nefa dia zava-doza lavitra no niseho fa ireo avy nandroba ny fananam-bahoaka indray no hiady toerana hitondra ny firenena. Tsy nisy nijery izay tombontsoam-bahoaka izany ireo, hoy hatrany Atoa Rafidinjatovo Zafimahaleo ary i Andry Rajoelina no ao ambadik’izao rehetra izao. Manizingizina ny Green Gasikara fa tsy mety eto Madagasikara ilay biletà tokana hifidianana io fa mbola tena mila fampianarana maharitra. Tsy mahay mamaky teny sy manoratra mantsy ny ankabeazan’ny mpifidy Malagasy. Ho korontana no haterak’io kiribibin’ny CENI-T izao io, hoy hatrany i Zafimahaleo Fidison.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT