Actualités

Plage Grand Pavois Mahajanga Mpianatra roa mianadahy maty an-drano


  • Alatsinainy 14 Aprily 2014


 Mpianatra mianadahy 16 sy 17 taona no maty dobon-drano raha nitsangantsangana teny amin'ny torapasik'i Grand Pavois Amborovy iny ny sabotsy 12 aprily teo. Samy nilomano tao anatin'ny rano avokoa izy ireo no sempotra ary niafara tamin'ny fahafatesana. Tsy nisy nahatsikaritra anefa ireo namany raha tsy efa natsingevan’ny rano vao samy taitra ary nikoropaka namonjy. Ilay ankizivavy no mbola somary nahatsiaro tena ka nentina teny amin'ny hopitaly saingy teny an-dalana ihany dia tsy tana ny ainy. Ilay zazalahy kosa dia mbola tao anaty rano no hita fa tsy nahatsiaro tena intsony.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT