Oniversiten’i Mahajanga

> Mpianatra roalahy naiditra am-ponja vonimaika


  • Alakamisy 13 Martsa 2014


Nihatra  avy hatrany ny lalàna tamin’izy roalahy izay voampanga fa nandoro sy nanakorontana tao amin’ny toeram-ponenan’ny mpianatra ao Tsaramandroso ny alatsinainy teo. Nivoaka ny didy savaranonando, nampidirina am-ponja vonjimaika izy roalahy taorian’ny fandolovany teny amin’ny fampanoavana ny talata teo. Tsy nanaiky izany fampidirana am-ponja azy roa lahy ireo izany anefa ireo namany sasany ka dia nikasa hanao hetsika. Etsy ankilany koa ireo ray aman-drenin’ny mpianatra dia niezaka nandresy lahatra ireo mpitsara. Ireo mpianatra koa anefa dia nametraka fitoriana mikasika ny fandorona sy fandrahohana nahazo azy ireo ao amin’my Campus. Mbola tantara mitohy ity raharaha ity.

 

Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT