Actualités

Oniversiten’i Fianarantsoa Mihidy ny vavahady, tsy azo idirana ao Andrainjato


  • Talata 16 Aogositra 2011

Nafodin’ny mpianatra tanteraka ny vavahady fidirana ny oniversiten’i Fianarantsoa, ao Andrainjato.

 Tsy tafiditry ny fiara ny faritry ny oniversite nanomboka ny sabotsy teo. Nisy fizarana vatsimpianarana tamin’io andro io. Iray volana no azo, ary ampahana mpianatra no nandray izany. Nisy andiana mpianatra anefa tonga teo amin’ny toerana fizarana vola, nanery ny hampiatoana izany, hisian’ny firaisankina amin’ny fitakiana vatsimpianarana telo volana, efa nampanantenaina azy ireo, ary dia raikitra teo ny fanidiana vavahady izay mbola tazana teo hatry ny omaly. Hentitra ireto andiana mpianatra ireto fa raha tsy toa ny fitakian’izy ireo, dia hihenjana ny hetsika hataon’izy ireo.

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT