Oniversiten’Antananarivo

> Ny Emmo-Reg no tompon’ny tanŕna


  • Alakamisy 03 Oktobra 2013


Manosihosy ! Nifanaretsaka teny Ankatso, ao anatin’ny faritry ny oniversiten’Antananarivo omaly ny miaramila mirongo basy, nanao hazalambo ireo mpianatra mitaky ny handoavana ny vatsimpianaran’izy ireo. Toerana saropady anefa ny faritry ny oniversite, misy ny atao hoe “Franchise universitaire” ary alalana manokana avy amin’ny fitantanana ny oniversite no mamela ny fidiran’ny miaramila ny faritry ny oniversite. Tsy nisy anefa izany hatry ny omaly fa ny miaramila no nameno ny toerana, nanapoaka grenady mandatsa-dranomaso eraky ny toeram-pianarana, nefa misy mpianatra anatin’ny fanadinana. Nisambotra ihany koa, ka niampy telo ireo efa voasambotra hatramin’ny alatsinainy sy talata lasa teo.

JD

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT