Actualités

Olona leon’ny krizy Hitohy anio eny Antanimena ny hetsika


  • Alakamisy 10 Mey 2012

Hitohy anio alakamisy misandratrandro ilay hetsika tontosain’ireo Olon-tsotra leon’ny krizy lavareny lalovan’ny firenena ankehitriny.

 Teny Antanimbarinandriana no nisantaran’izy ireo ny hetsika omaly, niantsoany izay rehetra mahatsiaro tena ho mijaly sy tofoka amin’izao fitondrana misy izao. Tapitra hatreo ny tolona ara-politika ho azy ireo ka tokony efa handray an-tanana ny fiainam-pirenena sy hoaviny amin’izay ny vahoaka Malagasy. Anisan’ny hanaovan’izy ireo antso avo amin’izao hetsika hataony izao ny mpitatitra, ny sendikan’ny mpitsara, ny dokotera, ny mpampianatra, ny mpianatra, ny ray aman-drenin’ny mpianatra… Ny antony hanaovana ny hetsika moa dia ho fanavotam-pirenena, araka ny resadresaka nifanaovana tamin’ireo olona tonga teny Antanimbarinandriana omaly. Milaza izy ireo fa tsy misy ifandraisany amin’ny hetsiky ny Magro ity hetsika ataon’ireo olon-tsotra ity.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT