Olon-tsotra mpanaraka raharaham-pirenena

> Tia tena ny mpanao politika Malagasy mahazo seza


  • Alakamisy 24 Oktobra 2013

Tena manana ny heviny amin’ny zava-miseho eto amin’ny firenena ny olon-tsotra mpanaraka raharaham-pirenena rehefa tarafina amin’ny adihevitra hifanaovan’izy ireo eny am-panatrehana hetsika politika isan-tsokajiny eny.

Renim-pianakaviana iray omaly, tao anatin’ny hetsika faradoboky ny kandidà ho filoham-pirenena iray teto an-drenivohitra, no loa-bolana nilaza fa tia tena ny mpanao politika Malagasy mahazo seza. Raha tena tia tanindrazana sy ny mpiara-belona aminy ireo filoha isan-tsokajiny, ireo minisitra isan-tokony sy ny taleny avy, ireo parlemantera CST sy CT an-jatony izay samy mikarama an-tapitrisany maro avokoa dia mba nanombina kely tamin’ny karamabe raisin’izy ireo nandoavana ny karaman’ireo sefom-pokontany sy ny lefiny ary ny mpampianatra Fram izay tsy misy am-pahafolon’ny raisin’izy ireo akory, hoy izy. Efa mba nisy ampahana fahantram-bahoaka nivaha teto raha izay no nataon’ireo. Saingy indrisy !

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT