Actualités

Olo-masina mpiahy ny tafika Sarivongana roa no notokanana omaly


  • Alarobia 02 Desambra 2020

Notanterahina omaly 01 desambra 2020 ny fanokanana fotodrafitrasa maromaro

 

 

teo anivon'ireo toby miaramila ao Ampahibe sy Betongolo teo ambany fitarihan'ny ny Sekretera Jeneralin'ny Minisiteran'ny Fiarovam-pirenena, ny Amiraly Ranaivoseheno Antoine de Padoue, ny Jeneraly Rabenaivoarivelo Jean Claude, Lehiben'ny Etamazaoron'ny Tafika ary ireo Lehiben'ny Etamazaoron'ny Tafika. Anisan'ny notokanana ny sarivongan'ny Masindahy Georges, olo-masina mpiahy ny "Cavalerie" tao amin'ny Rezimanta andry sy tohana (RAS), ny sarivongan'ny Masimbavy Barbe, olo-masina mpiahy ny "Génie Militaire" tao amin'ny Rezimanta voalohan'ny Jenia Miaramila (1°RG) ary tao ihany koa ireo fotodrafitrasa nasiam-panavaozana tao amin'ny ny Rezimanta aro, an'habakabaka (RAAA), araka ny fampitam-baovaon’ny Minisiteran’ny fiarovam-pirenena.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT