Actualités

Olana sosialy Mandrahona hitokona ny Sendikan’ny dokotera


  • Alarobia 24 Aogositra 2011


 Anio no fantatra fa hanao fivoriambeny ny Sendikan’ny dokotera eto Madagasikara. Taorian’ny sendikan’ny Administratera sivily nanao fivoriambe tany Antsiranana ary nanome 48 ora ny mpitondra hamahana ny krizy dia izao mihetsika izao ihany koa ny dokotera. Hisy ny fivoriambe hataon’ireo dokotera etsy amin’ny Mon Gouter anio mialoha ny fanambarana izay hataon’izy ireo. Fantara ihany koa fa efa mikonokonona mety hanaraka ireto namany eo anivon’ny fanjakana ireto ny Sendikan’ny mpitsara. Fehiny, tsy tafavoaka intsony ny FAT amin’izao zava-misy izao ka ho hita eo raha mbola hiziriziry.

 

Mohamed

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT