Actualités

Nosy Sainte Marie Frantsay roalahy tratra niditra an-tsokosoko


  • Alakamisy 11 Novambra 2021

Teratany vahiny roalahy izay fantatra fa frantsay no niditra an-tsokosoko tany amin’ny distrikan’i Sainte Marie ny fiandohan’ny herinandro teo.

 Niaraka tamin’ny sambo antsoina hoe : diavolana izy ireo izay tsy nisy nahazo alalana. Raha tsiahivina anefa dia mila fahazoan-dalana ny hahafahana miditra eto amintsika hiarovana ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid 19. Voatery notazonina avy hatrany izy roalahy ireto manoloana izany no sady nogiazana ihany koa ilay sambo nentiny. Nahiboka avy hatrany izy ireo ho fiarovana ny fahasalamany raha tiliana akaiky ihany koa ny mikasika azy ireo sy ny tena anton-diany. Tsiahivina moa fa mateti-pitranga ny fidirana an-tsokosoko tahaka izao any amin’ireo Nosy kely tahaka ny nosy Sainte Marie misy eto amintsika.
Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT