Neny Lalao Ravalomanana

> Nandatsa-bato tetsy Faravohitra


  • Sabotsy 26 Oktobra 2013


Tonga nanefa ny adidiny tetsy amin’ny biraom-pifidianana Faravohitra i Neny Lalao Ravalomanana omaly maraina. Toy ny olom-pirenena Malagasy rehetra manan-jo hifidy dia tonga nanatanteraka ny adidiny izy. Tamin’ny ankapobeny dia nilamina ny fizotry ny fandatsaham-bato tao na dia sambany aza ny Malagasy no nampiasa ny biletà tokana amin’ny fifidianana. Na izany aza anefa dia betsaka ireo olom-pirenena ao anatin’ny fianakaviana iray no tsy nahazo kara-pifidianana ka nimenomenona tamin’ny filoham-pokontany.

RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT