Actualités

Nampiaka-peo ny HCDDED “Natao ho an’ny rehetra ny lalàna”


  • Talata 12 Janoary 2021

Mbola mikasika ilay raharaha volamena milanja 73,5 kilao hatrany dia nampiaka-

 

 

 

peo koa omaly ny avy eo anivon’ny filankevitra ambony momba ny demokrasia sy ny tany tan-dalàna eto Madagasikara na HCDDED ny amin’ny tokony hampiharana ny lalàna amin’ny olom-pirenena tsy anavahana. Mihoatra lavitra izany olona miisa 8 naiditra am-ponja vonjimaika izany, hoy ity rafitra ity, no tokony mbola ho voarohirohy sy hanaovana fanadihadiana amin’ity raharaha ity. Aoka mba hipetraka tsara ao anatin’izao raharaha izao ny mangarahara. Natao ho an’ny rehetra ny lalàna, hoy hatrany ny HCDDED, fa tsy ho ampiharina amina olom-bitsy tiana ho kendrena amin’izany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT