Nairobi

> Nirehitra ny seranam-piaramanidina


  • Alakamisy 08 Aogositra 2013


Nahitana setroka mainty goavana nivoaka tao seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Jomo Kenyatta any Nairobi-Kenya omaly maraina, ka nitarika fanafoanana ny sidina rehetra. Tamin’ny 5 ora maraina, ora any an-toerana, no nitrangan’ny fahamaizana tao amin’ny “guichet” iray, ary niitatra izany ka tsy voafehy ny afo raha tsy ora dimy taty aoriana. Afaka niainga ny sidina anatiny sy ny fiaramanidina mpitondra entana.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT