Mpitarika tanora Zanak’i Dada

> Lasibatry ny tora-bato sesilany ny trano fonenany


  • Alakamisy 12 Septambra 2013


Ny alin’ny talata hifoha alarobia, tokony ho tamin’ny 11 ora alina dia voalaza fa niharan’ny tora-bato sesilany ny trano fonenan’ny mpitarika ny hetsiky ny tanora ao Antsirabe, i Haja na i Pôta araka ny fahafantaran’ny maro azy ao Antsirabe. Fandemen-tsaina sa inona fa nampitaraina azy tanteraka ny tranga. I Pôta dia anisan’ireo manamafy fa ny famerenana an’i Dada eto Madagasikara ihany no hampilamina ny firenena. Nambarany fa ny SADC sy ny GIC-M no namadika ny tolona nataon’ny Malagasy maro an’isa satria izy ireo amin’izao fotoana no misisika ny hanaovana hatrany ny fifidianana ka ho Malagasy maro an’isa no verezin-jo toy ny gadra afaka. Mampalahelo, hoy ity mpitarika ny hetsiky ny tanora ity fa ireo mpanongam-panjakana indray amin’izao fotoana no mahazo vahana, ary porofon’izany dia izy ireo no nankato sy niarahaba an’i Andry Rajoelina taorian’ny nandravana sy ny nananganana ny CES vaovao.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT