Actualités

Mpilatsaka an-tsitrapo Raikitra nya sa fanadiovana teny Anosy omaly


  • Talata 06 Desambra 2022

Nomarihina omaly alatsinainy 05 desambra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny mpilatsaka an-tsitrapo. Asa fanadiovana manodidina ny Ofisin'ny radio teleziona Malagasy na ny ORTM no nanamarihana izany.

Ankoatra ny fampirantiana sy fampahafantarana ireo tranoeva hivondronan'ireo mpilatsaka an-tsitrapo mba hahafantarana ny asan’izy ireo dia nisy ihany koa ny fanolorana fitaovana ho azy ireo. Anisan’ireny ny fikambanana Croix rouge Malagasy izay marihina fa eo hatrany amin’ny asa fanampiana ny mpiara-belona. Manao tolo-tanana ohatra izy ireny rehefa misy traboina vokatry ny haintrano na ranobe. Manao tolo-tanana ihany koa rehefa misy olona lasibatry ny tsy fanjarian-tsakafo toy ny nitranga tany amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy….Mian-dahy miam-bavy moa ireo tonga nifanome tanana nanadio ny tetsy Anosy omaly, lanonana teo ambany fiahian’ny Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Lalatiana Andriantongarivo.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT