Actualités

Mpiasan’ny Kaominina Maintirano 9 volana tsy nandray karama


  • Alarobia 11 Jolay 2012


Mitombo isa ankehitriny ireo Kaominina izay tsy afaka mandoa ny karaman’ireo mpiasa ao aminy. Anisan’izany ny mpiasan’ny Kaominina any an-drenivohitr’i Melaky. Efa ho 9 volana ireo mpiasa any an-toerana no tsy nandray ny valin-kasasarany. Velon-taraina ary ireto mpiasa satria mba mitaiza vady aman-janaka ihany koa izy ireo. Miantso ny tompon’andraikitra mahefa ary ireto mpiasa hijery akaiky ny toe-draharaha, satria mahatsiaro ho mijaly izy ireo.

Rabe

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT