Actualités

Mpampianatra FRAM Tsy mbola nandray ny tambin-karamany


  • Talata 19 Jolay 2011

Very fanahy mbola velona ireo mpampianatra FRAM any amin’ny Cisco-n’i Tolagnaro. Izany dia noho ny resaka tambin-karama telo volana mahery tsy voaray.

 Saika ireo mpampianatra FRAM anefa no tena miandraikitra ny fampianarana, indrindra ny fanatontosana iny fanadinana CEPE farany teo iny. Ambaran’ireo mpampianatra voakasik’izany fa efa ao amin’ny banky ny volan’izy ireo fa ny tomponandraikitra ao Anôsy no mampitarazoka ny fahazoana azy io. Tsy mifanalavitra amin’izany koa ny vola FAF natokan’ny fanjakana ho an’ny sekoly tsirairay izay tsy mbola nivoaka hatramin’izao. Manahy ireo tomponandraikitra sao dia very anjavona io vola natao hampandehanana ny fampianarana io. Ny taom-pianarana efa nifarana raha teo.

 

Natiora OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT