Actualités

Mpamboly lavanila Nitokona ny tany Maroantsetra omaly


  • Alarobia 20 Jolay 2022

Nitokona ireo mpamboly lavanila ary tapaka ny lalana eo amin'ny Pont Manambia RN5 Maroantsetra omaly.

Mitaky tsy misy atakandro ny hampiharana ny vidin'ny lavanila ho 75.000 ar ireto mpamboly ireto, hoy ny fampitam-baovao. Na eo aza ny fifaninanan’ny mpanangom-bokatra any amin’ny toerana maro, dia mbola misy ihany koa izany ny mahatsiaro ho lasibatra matoa mitohy ny fitokonana tahaka izao. Tsara hatrany ny mampahatsiahy, fa nampanantenain’ny Kandida Rajoelina ireo vahoaka tamin’ny propagandy fa hakariny avo telo heny ny vidin’ny lavanila. Vokany, SAVA no faritra nahazoan-dRajoelina isam-bato betsaka indrindra 86,83%, ary Analanjirofo no faharoa, 85,93%. Tsiahivina fa 200 000 ariary eo ny vidin’ny lavanila mando tamin’izany, 600 dolara na 2,3 tapitrisa ny maina amidy amin’ny sehetra iraisam-pirenena. Ankehitriny 75 000 ar sy 250 dolara. Izany ilay antsoina hoe: fampiesonana manara-penitra.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT